Hankany amin'ny vontoatiny

Psidium

Avy amin'i Wikipedia
Goavy (Psidium guajava)

Ny Psidium dia vondron-karazana zavamaniry mamony, ao amin' ny fianakaviana Myrtaceae, izay hazo sy hazobotry. Izy io dia teratany any amin' ny faritra mafana kokoa amin' ny Ila Bolantany Andrefana (Meksika, Amerika Afovoany sy Atsimo, Karaiba, ary ny nosy Galápagos). Maro amin' ny karazana ao aminy no misy voankazo azo hanina, koa noho izany antony izany dia maro no ambolena hahazoam-bola. Ny karazana ambolena fantatra indrindra dia ny goavy mahazatra (Psidium guajava).

Lisitry ny karazana

[hanova | hanova ny fango]

Inty ny lisitry ny karazana araka ny Plants of the World Online izay ahitana karazana miisa 78:

  • Psidium acidum (Mart. ex DC.) Landrum – Kôlômbia, Ekoadôra, Pero, Bôlivia, ary ilany avaratra amin' i Brezila
  • Psidium acranthum Urb. – Hispaniola
  • Psidium acutangulum DC. – Kôlômbia sy Venezoela hatrany Bôlivia sy ilany afovoany andrefan' i Brezila
  • Psidium albescens Urb. – Jamaika
  • Psidium amplexicaule Pers. – Jamaika, Hispaniola, Pôrtô Rikô, Nosy Leeward, ary ilany avaratra atsinanan' i Brezila
  • Psidium appendiculatum Kiaersk. – ilany avaratra amin' i Venezoela sy ilany atsinanana amin' i Brezila
  • Psidium araucanum Soares-Silva & Proença – São Paulo, Paraná (any Brezila)
  • Psidium australe Cambess. – faritra afovoan' i Kôlômbia hatrany Venezoela, Goiana, Brezila, Paragoay, ary ilany avaratra atsinanan' i Arzantina (Misiones)
  • Psidium bahianum Landrum & Funch – Bahia (Brezila)
  • Psidium brevipedunculatum Tuler & Landrum – Bahia (Brezila)
  • Psidium brownianum Mart. ex DC. – ilany avaratra amin' i Brezila
  • Psidium cattleyanum Sabine – ilany atsinanana sy atsimo amin' i Brezila sy Orogoay; nentina tany Hawaii sady lasa manafika
  • Psidium cauliflorum Landrum & Sobral – Bahia (Brezila)
  • Psidium cupreum O.Berg – Minas Gerais sy Rio de Janeiro (Brezila)
  • Psidium densicomum Mart. ex DC. – Venezoela, Goiana, Bôlivia, ilany avaratra-adrefan' i Brezila, Pero, ary Kôlômbia
  • Psidium donianum O.Berg – Maranhão (Brezila)
  • Psidium eugenii Kiaersk. – ilany atsipo-atsinanan' i Brezila
  • Psidium firmum O.Berg – Brezila
  • Psidium friedrichsthalianum (O.Berg) Nied. – ilany atsimon' i Meksika, Amerika Afovoany, Kôlômbia, ary Venezoela
  • Psidium fulvum McVaugh – Pero
  • Psidium ganevii Landrum & Funch – Bahia (Brezila)
  • Psidium glaziovianum Kiaersk. – ilany atsimo atsinanan' i Brazil
  • Psidium grandifolium Mart. ex DC. – Brezila, Bôlivia, Paragoay, ilany avaratra-atsinanan' Arzantina
  • Psidium grazielae Tuler & M.C.Souza – Espírito Santo (Brezila)
  • Psidium guajava L. – Amerika Afovoany sy Atsimo, Karaiba, Meksika, Etazonia (Florida, Louisiana, Arizona); nentina tany amin' ny faritra sasany aty Afrika sy any amin' ny Zana-kôntinenta Indiana ary any amin' ny nosy maro any Ôseania
  • Psidium guayaquilense Landrum & Cornejo – Ekoadôra
  • Psidium guineense Sw. – Amerika Afovoany sy Atsimo, Windward Islands, ary Meksika
  • Psidium guyanense Pers. – ilany avaratra amin' i Brezila, Venezoela, ary Guyane française
  • Psidium harrisianum Urb. – Jamaika
  • Psidium huanucoense Landrum – Huánuco (Pero)
  • Psidium × hypoglaucum Standl. (P. guajava × P. guineense) – Beliza sy Goatemala, ary Hôndorasy
  • Psidium inaequilaterum O.Berg – ilany atsimo-atsinanan' i Brezila
  • Psidium involutisepalum Tuler, Carrijo & Peixoto – Rio de Janeiro (Brezila)
  • Psidium itanareense O.Berg – São Paulo (Brezila)
  • Psidium jacquinianum (O.Berg) Mattos – mety ho any Amerika Atsimo
  • Psidium kennedyanum Morong – Brezila, Paragoay, ilany avaratra atsinanan' i Arzantina
  • Psidium langsdorffii O.Berg – Minas Gerais
  • Psidium laruotteanum Cambess. – hatrany Kôsta Rika ka hatrany Paragoay
  • Psidium longipetiolatum D.Legrand – ilany atsimon' i Brezila
  • Psidium macahense O.Berg – Espírito Santo hatrany Rio de Janeiro
  • Psidium maribense Mart. ex DC. – Kolombia, Venezoela, ilany avaratr' i Brezila
  • Psidium minutifolium Krug & Urb. – Kioba
  • Psidium misionum D.Legrand – Paragoay sy Misiones
  • Psidium montanum Sw. – Jamaika
  • Psidium myrsinites DC. – Brezila
  • Psidium myrtoides O.Berg – Brezila
  • Psidium nannophyllum Alain – Dominican Rep
  • Psidium nummularia (C.Wright ex Griseb.) C.Wright – Kioba
  • Psidium nutans O.Berg – Brezila sy ilany avaratra-atsinanan' i Arzantina
  • Psidium oblongatum O.Berg – Minas Gerais, Espírito Santo
  • Psidium oblongifolium O.Berg – southeastern Brezila
  • Psidium occidentale Landrum & Parra-Os. – ilany atsimo-atsinanan' i Kôlômbia and ô
  • Psidium oligospermum Mart. ex DC. (synonyms Psidium sartorianum and Psidium sintenisii) – Meksika, Amerika Afovoany, Kioba, Pôrto Rikô, ka hatrany Amerika Atsimo trôpikaly
  • Psidium oncocalyx Burret – Bahia (Brezila)
  • Psidium ovale (Spreng.) Burret – Minas Gerais, Santa Catarina
  • Psidium parvifolium Griseb. – Kioba
  • Psidium pedicellatum McVaugh – Kôlômbia, Ekoadôro
  • Psidium pigmeum Arruda – ilany atsimo-atsinanan' i Brezila
  • Psidium pulcherrimum Tuler & C.M.Costa – Bahia (Brezila)
  • Psidium raimondii Burret – Pero
  • Psidium ramboanum Mattos – Mato Grosso
  • Psidium ratterianum Proença & Soares-Silva – Brasília
  • Psidium refractum O.Berg – Goiás
  • Psidium rhombeum O.Berg – Bahia (Brezila)
  • Psidium riparium Mart. ex DC. – Brezila
  • Psidium robustum O.Berg – Maranhão, Minas Gerais, São Paulo
  • Psidium rostratum McVaugh – Pero
  • Psidium rotundatum Griseb. – Kioba
  • Psidium rotundidiscum Proença & Tuler – Bahia (Brezila)
  • Psidium rufum Mart. ex DC. – Brezila
  • Psidium rutidocarpum Ruiz & Pav. ex G.Don – Pero
  • Psidium salutare (Kunth) O.Berg – Amerika Afovoany sy Amerika Atsimo, Karaiba, ilany atsimon' i Meksika
  • Psidium schenckianum Kiaersk. – ilany atsinanan' i Brezila
  • Psidium sessiliflorum (Landrum) Proença & Tuler – ilany andrefan' i Bahia
  • Psidium sorocabense O.Berg – ilany atsimo-atsinanan' i Brezila
  • Psidium striatulum DC. – Brezila, Venezoela, Goiana, Sorinamy
  • Psidium suffruticosum O.Berg – ilany atsinanan' i Bôlivia, Paragoay, ilany afovoany sy atsimo-atsinanana ary atsimon' i Brezila
  • Psidium urquiolanum Landrum & Z.Acosta – ilany atsinanan' i Kioba

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]