Hankany amin'ny vontoatiny

Protorhus

Avy amin'i Wikipedia
Protorhus longifolia

Ny Protorhus dia vondron-karazan-javamaniry ao amin' ny fianakaviana Anacardiaceae. ao amin' ny flaharana Sapindales. Diôika izy io, izany hoe misy voninkazo lahy sy vavy amin' ny foto-javamaniry samihafa. Ny Protorhus dia ao amin' ny foko Rhoeae, zana-karazana Anacardioideae. Nosarahana tamin' ny Protorhus tamin' ny taona 2004 ny vondron-karazana Abrahamia izay manana karazana 19 eto Madagasikara.

Lisitry ny karazana

[hanova | hanova ny fango]

Telo ny karazana ao amin' ny Protorhus dia vondron-karazan-javamaniry:

Karazana nafindra

[hanova | hanova ny fango]
  • Protorhus buxifolia H. Perrier, nafindra ho Abrahamia buxifolia (H. Perrier) Randrian. & Lowry

Karazana voatanisa tao amin' ny ao amin' ny Rakibolana sy Rakipahalalana malagasy[1] izay efa nafidra ao amin' ny vondron-karazana Abrahamia:

  • Protorhus deflexa -- sohihy, sohy, tarata (Abrahamia deflexa ankehitriny)
  • Protorhus ditimena -- ditimena, hazombarorana (Abrahamia ditimena ankehitriny)
  • Protorhus grandidieri -- ambovitsika, maimbovitsika, manavidrado, manavidredo, manavidrevo, manavodrevo, sohy (Abrahamia grandidieri ankehitriny)
  • Protorhus heckelii -- manavodrevo (Abrahamia heckelii ankehitriny)
  • Protorhus humbertii -- tsarataimbarika (Abrahamia humbertii ankehitriny)
  • Protorhus latifolia -- malemilahy (Abrahamia latifolia ankehitriny)
  • Protorhus louvelii -- ditimena (Abrahamia louvelii ankehitriny)
  • Protorhus oblongifolia -- hazombarorana, manavodrevo, tarata (Abrahamia oblongifolia ankehitriny)
  • Protorhus sericea -- behanitsa, ditimena, fakadino, fankadina, hazombaroa, hazombarora, hazombarorana, hazombaroranaberavina, hazomborona, rodramo, sandramy, sosoka, tsimalaza, tsimoriky, tsindriambelona, varoa
    • Protorhus sericea var. opaca -- hazombarorana (Abrahamia sericea ankehitriny)
  • Protorhus thouvenotii -- ditimena, ditimenaberavina, menavahatra, menavatra, tavolomalama (Abrahamia thouvenotii ankehitriny)
  • Protorhus viguieri -- lambafohala, natoboka, rehiakalahy, sefana, tsitsebona (Abrahamia viguieri ankehitriny)

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]
  1. "Protorhus", motmalgache