Aller au contenu

Pristina

Avy amin'i Wikipedia

42°40′N 21°10′E / 42.667°N 21.167°E / 42.667; 21.167

Pristina
-
Velarantany NC
Isan'ny mponina 198,897
Tanàn-dehibe NC
Ben'ny tanàna NC
Firenena Kosovo
Fanjakana NC
Faritany NC
Tanàna mifanolo-bodirindrina Pristina

Pristina dia renivohitry ny Repoblikan'i Kosovo ary misy mponina 198.897, tanàna sy kaominina lehibe indrindra ao amin'ny fanjakana.

Ankoatra ny tanàn-dehibe, ny kaominina Pristina, izay misy mponina 218,781, dia ahitana tanàna 41 manodidina. I Pristina koa dia renivohitry ny distrika misy mponina 490 272.