Primavera do Leste
15°32′S 54°22′W / 15.533°S 54.367°W
Primavera do Leste
| |||
| Velarantany | 5,472,2 km2 | ||
| Haavo | |||
| Isan'ny mponina | 85 146 | ||
| Ben'ny tanàna | |||
| Firenena | |||
| Fanjakana | |||
| Faritany | |||
| Faritra | |||
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | |||

Primavera do Leste dia tanàna ao amin'ny fanjakana mizaka tenan'i
Mato Grosso ao amin'ny
Brazila.
Eo amin'ny fihaonan'ny lalambe federaly (BR-070) sy ny lalam-panjakana (MT-130), ny faritra dia manampy amin'ny fikorianan'ny fambolena avy any avaratra mankany amin'ny garan-dalamby ao an-tanànan'i Rondonópolis.
Toekarena
[hanova | hanova ny fango]Anisan’ny voly lehibe ao an-tanàna ny soja, katsaka ary landihazo, izay eken’ny firenena ho anisan’ny matanjaka indrindra amin’ny fambolena. Amin'ny fitambarany, 547 arivo hektara natokana ho an'ny fambolena, 300 arivo hekitara natokana ho an'ny famokarana soja, 180 arivo hektara ho an'ny katsaka ary eo anelanelan'ny 70 arivo sy 80 arivo hektara ho an'ny landihazo.
Ny halavirana mankany an-drenivohitra (Cuiabá) : 240 km
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Tsiahy
[hanova | hanova ny fango]| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Primavera do Leste |