Aller au contenu

Potamochoerus porcus

Avy amin'i Wikipedia
Lambo (Potamochoerus porcus)

Ny Potamochoerus porcus dia anisan' ny fianakavian' ny kisoa sy lambo fahita atsy Afrika, indrindra any amin' ny Ala Gineana (Siera Leôna, Ginea, Kamerona) sy ny Ala Kôngôley (Kamerona, Gabôna, Repoblikan' i Kôngô, Repoblika Demôkratikan' i Kôngô). Mahalana izy no hita lavitry ny ala trôpikaly, ary amin' ny ankapobeny dia tiany kokoa ny faritra akaikin' ny ony sy renirano ary honahona.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]