Hankany amin'ny vontoatiny

Potamochoerus larvatus

Avy amin'i Wikipedia
Lambo (Potamochoerus larvatus)

Ny Potamochoerus larvatus dia anisan' ny fianakaviana Suidae mivelona any an' ala, any amin' ny zavamaniry anaty renirano sy any amin' ny faritra misy fambolena any Afrika Atsinanana sy Afrika tapany Atsimo. Ahitana azy io koa ny eto Madagasikara, izay nampidirina. Misy ihany koa ny tatitra tsy voamarina momba ny fisian' izy ireo atsy amin' ny nosy Mayotte. Ny lambo Potamochoerus larvatus dia mpandeha amin' ny alina. Misy zana-karazana maro io karazana io.

Amin' ny teny malagasy ity biby ity dia atao hoe lambo na lamboala, nefa tsy io ihany no antsoiny amin' izany anarana izany.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]