Hankany amin'ny vontoatiny

Port Mathurin

Avy amin'i Wikipedia

19°41′S 63°25′E / 19.683°S 63.417°E / -19.683; 63.417

Port Mathurin
VelarantanyNC
Isan'ny mponina8,050
Tanàn-dehibeNC
Ben'ny tanànaNC
Firenena Maorisy
FanjakanaNC
FaritanyNosy Rodrigues,
FaritraNC
Tanàna mifanolo-bodirindrinaPort Mathurin

I Port Mathurin dia renivohitry ny nosy Rodrigues, ampahany amin'i Maorisy. Miaraka amin'ny mponina 8.050, io no tanàna lehibe indrindra ary foibem-pitantanana, ara-toekarena ary ara-kolontsaina ao amin'ilay nosy.

Fiaihany taloha

[hanova | hanova ny fango]

Tamin’ny 1 Mey 1691, dia nisy andiana Hogonoty mpitsoa-ponenana avy any Frantsa, notarihin’i François Leguat, tonga tao amin’ny Helodranon’i Mathurin. Naorin'i Frantsa tamin'ny 1735 ny tanàna maharitra voalohany tao amin'ny Nosy Rodrigues. Avy amin'i Mathurin Bréhinier ny anaran'ilay toerana.

Port Mathurin

[hanova | hanova ny fango]

Port Mathurin no seranan-tsambo tokana ao amin'ny nosy ary noho izany dia manompo ny nosy Rodrigues manontolo. Sambo roa no miantso azy indray mandeha isam-bolana.