Poncirus
Fiseho

Ny Poncirus dia vondron-karazan-javamaniry mamony roa ravin-tsimoka ao amin' ny fianakaviana Rutaceae. Voasary teratany any Kôrea sy any amin' ny faritra avaratr' i Sina ny karazana ao aminy. Ankehitriny ny Poncirus dia matetika tafiditra ao amin' ny Citrus.
Karazana
[hanova | hanova ny fango]- Poncirus trifoliata (= Citrus trifoliata)
- Poncirus polyandra (= Citrus polytrifolia)