Hankany amin'ny vontoatiny

Polygonaceae

Avy amin'i Wikipedia
Polygonum persicaria

Ny Polygonaceae dia fianakavian-javamaniry mamony roa ravin-tsimoka, ao amin' ny filaharana Caryophyllales. Izy io dia ahitana vondron-karazana 51 itsinjaran' ny karazana 1 200. Zavamaniry ahitra hita amin' ny faritra rehetra nefa misafidy voalohany indrindra ny faritra manana toetany antonony sy mangatsiaka any amin' ny Ila Bolantany Avaratra.

Lisitry ny vondron-karazana

[hanova | hanova ny fango]

Inty ny lisitry ny vondron-karazana ao amin' ny Polygonaceae araka ny Plants of the World Online tamin' ny Oktobra 2025, izay ahitana karazana miisa 57:

  • Acanthoscyphus Small
  • Afrobrunnichia Hutch. & Dalziel
  • Antigonon Endl.
  • Aristocapsa Reveal & Hardham
  • Atraphaxis L.
  • Bactria Yurtseva & Mavrodiev
  • Bistorta (L.) Scop.
  • Brunnichia Banks ex Gaertn.
  • Caelestium Yurtseva & Mavrodiev
  • Calligonum L.
  • Centrostegia A.Gray
  • Chorizanthe R.Br. ex Benth.
  • Coccoloba P.Browne
  • Dedeckera Reveal & J.T.Howell
  • Dodecahema Reveal & C.B.Hardham
  • Duma T.M.Schust.
  • Enneatypus Herzog
  • Eriogonum Michx.
  • Eskemukerjea Malick & Sengupta
  • Fagopyrum Mill.
  • Fallopia Adans.
  • Gilmania Coville
  • Goodmania Reveal & Ertter
  • Gymnopodium Rolfe
  • Harfordia Greene & Parry
  • Hollisteria S.Watson
  • Johanneshowellia Reveal
  • Knorringia (Czukav.) Tzvelev
  • Koenigia L.
  • Lastarriaea Remy
  • Leptogonum Benth.
  • Magoniella Adr.Sanchez
  • Mucronea Benth.
  • Muehlenbeckia Meisn.
  • Nemacaulis Nutt.
  • Neomillspaughia S.F.Blake
  • Oxygonum Burch.
  • Oxyria Hill
  • Oxytheca Nutt.
  • Parogonum (Haraldson) Desjardins & J.P.Bailey
  • Persicaria Mill.
  • × Persirumex Z.H.Feng (Persicaria × Rumex)
  • Pleuropterus Turcz.
  • Podopterus Bonpl.
  • Polygonum L.
  • Pteropyrum Jaub. & Spach
  • Pterostegia Fisch. & C.A.Mey.
  • Pteroxygonum Dammer & Diels
  • × Reyllopia Holub
  • Reynoutria Houtt.
  • Rheum L.
  • Rumex L.
  • Ruprechtia C.A.Mey.
  • Salta Adr.Sanchez
  • Sidotheca Reveal
  • Stenogonum Nutt.
  • Symmeria Benth.
  • Systenotheca Reveal & Hardham
  • Triplaris Loefl.

Vondron-karazana nampidirina amin' ny hafa

[hanova | hanova ny fango]
  • Aconogonon (Meisn.) Rchb. – nampidirina ao amin' ny Koenigia
  • Harpagocarpus Hutch. & Dandy - mitovy amin' ny Fagopyrum
  • Homalocladium (F.Muell.) L.H.Bailey – nampidirina ao amin' ny Muehlenbeckia
  • Parapteropyrum A.J.Li – nampidirina ao amin' ny Fagopyrum
  • Peutalis Raf. – mitovy amin' ny Persicaria
  • Polygonella Michx. – nampidirina ao amin' ny Polygonum
  • Rubrivena M.Král – nampidirina ao amin' ny Koenigia

Vondron-karazana hita eto Madagasikara

[hanova | hanova ny fango]

Indreto ny vondron-karazana hita eto Madagasikara: