Hankany amin'ny vontoatiny

Poltava

Avy amin'i Wikipedia

49°35′N 34°34′E / 49.583°N 34.567°E / 49.583; 34.567

Poltava
-
Velarantany103,5 km2
Haavo
Isan'ny mponina279,593 (2 022)
Ben'ny tanàna
Firenena Okraina
Fanjakana
Faritany
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrinaPoltava

Poltava (Okrainiana: Полтава) dia tanàna iray ao afovoan'i  Okraina eo amoron'ny Reniranon'i Vorskla izay manana mponina eo amin'ny 279.593 (2022) eo ho eo. Izy no foiben'ny Faritra Poltava ary foibem-pitantanan'ny Raion Poltava.

Eo amin'ny 350 km atsimo atsinanan'ny renivohitr'i Okraina, Kyiv, no misy ny tanàna.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Tanàna hafa any Okraina: Bakhmut, Chernobyl, Cherson, Donetsk, Kiev, Kharkiv, Lugansk, Melitopol, Mykolaiv, Odessa, Poltava, Sevastopol, Sumy, Zaporizhia