Hankany amin'ny vontoatiny

Poales

Avy amin'i Wikipedia
Typha latifolia

Ny Poales dia filaharana zavamaniry mamony tokan-dravin-tsimoka, izay anisan'ny lehibe indrindra. Ankehitriny ity filaharana ity dia ahitana fianakaviana 14 misy karazany mihoatra ny 18 000, anisan' izany ny fianakaviana Poaceae (bozaka, voamadinika, volotsangana, sns), izay angamba ny fianakaviana ao amin' ny Angiospermae manan-danja indrindra ara-toekarena, ny Typhaceae (ny fianakavian' ny vondrona), ny Bromeliaceae (ny fianakavian' ny mananasy), ny Cyperaceae (fianakavian' ny zozoro) ary ny Juncaceae (ny fianakavian' ny bararata).

Fanasokajiana

[hanova | hanova ny fango]

Lisitry ny fianakaviana amin' izao fotoana izao

[hanova | hanova ny fango]

Ao amin' ny fanasokajiana APG IV (2016) ny lisitry ny fianakaviana dia toy izao manaraka izao:

Lisitra taloha

[hanova | hanova ny fango]

Ao amin' ny fanasokajiana APG III (2009) ny lisitra dia toy izao manaraka izao:

Ao amin' ny fanasokajiana APG II (2003), ny lisitra dia toy izao manaraka izao:

Ao amin' ny fanasokajiana APG (1998), dia hafa kely ny lisitra:

Ny fanasokajian' i Cronquist mifototra amin' ny rafitr' endrika dia tsy nahitana ny filaharana antsoina hoe Poales, ka nametraka ny fianakaviana ao amin' ny filaharana Bromeliales, Cyperales, Hydatellales, Juncales, Restionales ary Typhales.