Plumeria rubra
Fiseho

Ny Plumeria rubra dia karazan-javamaniry mamony ao amin' ny fianakaviana Apocynaceae. Teratany any Meksika, any Amerika Afovoany, any Kôlômbia ary any Venezoelà izy io, ary nampidirina tany amin' ny faritra manana toetany sobtrôpikaly sy trôpikaly eran-tany ary fahita eny amin' ny zaridaina sy ny tempoly ary ny fasana.