Hankany amin'ny vontoatiny

Plumeria alba

Avy amin'i Wikipedia
Plumeria alba
Plumeria alba

Ny Plumeria alba dia karazan-javamaniry mamony ao amin' ny fianakaviana Apocynaceae. Teratany Pôrtô Rikô sy Antilia Kely any Karaiba izy io. Hazo madinika na hazobotry izy io ary nampidirina tany amin' ny faritra mafana eran-tany. Ny voninkazony no famanrana nasiônalin' i Nikaragoa sy ny mari-panevan' i Laôsy.

Plumeria alba

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]