Hankany amin'ny vontoatiny

Plumeria

Avy amin'i Wikipedia
Plumeria acuminata

Ny Plumeria dia vondron-karazan-javamaniry mamony ao amin' ny fianakaviana Apocynaceae. Izy ireo dia hazo madinika sy hazo teratany indrindra any amin' ny faritra trôpikaly sy sobtrôpikamy any Amerika ary teratany any Azia sy aty Afrika.

Ny vondron-karazana Plumeria dia ahitana karazana 18 ekena, ary mihoatra ny 100 no heverina ho anarana manindro zavalaniry mitovy. Tamin' ny Janoary 2024, ny Plants of the World Online dia nanaiky ireto karazana manaraka ireto:

  • Plumeria alba L.
  • Plumeria clusioides Griseb.
  • Plumeria cubensis Urb.
  • Plumeria ekmanii Urb.
  • Plumeria emarginata Griseb.
  • Plumeria filifolia Griseb. na Plumeria stenophylla
  • Plumeria inodora Jacq.
  • Plumeria krugii Urb.
  • Plumeria lanata Britton
  • Plumeria magna Zanoni & M.M.Mejía
  • Plumeria montana Britton & P.Wilson
  • Plumeria obtusa L.
  • Plumeria pudica Jacq.
  • Plumeria rubra L. na Plumeria acuminata
  • Plumeria × stenopetala Urb.
  • Plumeria subsessilis A.DC.
  • Plumeria trinitensis Britton
  • Plumeria tuberculata G.Lodd.
  • Plumeria venosa Britton