Planktôna

Avy amin'i Wikipedia
Planktôna

Planktôna dia fitambarana zavamananaina isan-karazany hita ao anaty rano (na rivotra) izay tsy afaka manosika ny tenany hanohitra ny riandrano. Ao amin'ny ranomasina, izy ireo dia manome loharanon-tsakafo lehibe ho an'ny zavamananaina anaty rano kely sy lehibe, toy ny sifo-dranomasina, trondro ary trozona.