Hankany amin'ny vontoatiny

Pizza

Avy amin'i Wikipedia
pizza margherita

Ny pizza dia mofo fisaka vita amin'ny koba masirasira tsotra, asiana zava-manitra isan-karazany alohan'ny handrahoana azy, avy amin'ny sakafo  Italiana.

Ny pizza maoderina, miely patrana eran-tany miaraka amin'ny saosy voatabia sy fromazy ho fototra dia inoana fa avy any Napoli avy any Italia.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]