Hankany amin'ny vontoatiny

Piperaceae

Avy amin'i Wikipedia
Piper magnificum

Ny Piperaceae dia fianakavian-javamaniry mamony, ao amin' ny filaharana Piperales. ao amin' ny zana-kilasy Magnoliidae na renifilaharana Magnolianae. Izy ireo dia vahy, hazobotry, na hazo madinika hita any amin' ny faritra mafana. Ahitana karazana 3 600 eo ho eo ity fianakaviana ity amin' izao fotoana izao izay mitsinjara ao amin' ny vondron-karazana dimy. Ny ankamaroan' ny karazana dia hita ao anatin' ny vondron-karazana roa lehibe: ny Piper (karazana 2 171) sy ny Peperomia (karazana mihoatra ny 1 000). Ny karazana Piper dia ahitana Piper nigrum, ilay zavamaniry mamokatra dipoavatra (miloko mena, mainty, fotsy, na maitso, raha ny marina, miankina amin' ny dingan' ny fahamasahan' ny voany).

Vondron-karazana

[hanova | hanova ny fango]

Vondron-karazana teo aloha

[hanova | hanova ny fango]

Taloha dia nahitana vondron-karazana mihoatra ny folo ny fianakaviana Piperaceae:

  • Arctottonia
  • Circaeocarpus
  • Lepianthes
  • Lindeniopiper
  • Macropiper
  • Manekia
  • Ottonia
  • Peperomia
  • Piper
  • Pothomorphe
  • Sarcorhachis
  • Trianaeopiper
  • Verhuellia
  • Zippelia

Vondron-karazana ankehitriny

[hanova | hanova ny fango]

Ny fianakaviana Piperaceae dia ahitana vondron-karazana miisa dimy ankehitriny:

  • Manekia