Hankany amin'ny vontoatiny

Pinaceae

Avy amin'i Wikipedia
Pinus brutia

Ny Pinaceae dia fianakavian-javamaniry ao amin' ny vondrona Gymnospermae, ao amin' ny filaharana Pinales, ahitana karazana 220 ka hatramin' ny 250 mitsinjara amin' ny antoko 11. Izy ireo dia hazo na hazobotry teratany any amin' ny faritra manana toetany antonony, manana ravina maharitra miendrika fanjaitra na kiran-trondra, na ravina manintsana. Anisan' ity fianakaviana ity ny hazokesika. Karazana maro hafa no efa namboarina ho an' ny fambolena hazo.

Lisitry ny antoko

[hanova | hanova ny fango]

Ny fianakaviana Pinaceae dia mizara ho antoko na vondron-karazana 11 ao anatin' ny zana-pianakaviana efatra:

  • Abietoideae Pilger
    • Abies Mill.
    • Keteleeria Carrière
    • Cedrus Trew
    • Nothotsuga Hu ex C. N. Page
    • Tsuga Carr.
    • Pseudolarix Gordon
  • Laricoideae Melch. & Werd.
    • Cathaya Chun & Kuang
    • Larix Mill.
    • Pseudotsuga Carr.
  • Piceoideae Frankis
    • Picea A. Dietr.
  • Pinoideae Frankis

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]