Pietro Parolin
Fiseho

Kardinaly Pietro Parolin (teraka 17 Janoary 1955 tao Schiavon, Provinzia Vicenza, Italia) dia Kardinaly katolika romana ao amin'ny Kuria ary diplaomaty ao amin'ny Fiketana Masina. Nanomboka tamin'ny Oktobra 2013 ka hatramin'ny nahafatesan'i papa Fransoa tamin'ny 21 aprily 2025, dia Kardinaly Sekreteram-panjakana izy.