Hankany amin'ny vontoatiny

Physena

Avy amin'i Wikipedia

Ny Physena dia hany vondron-karazan-javamaniry mamony ao amin' ny fianakavian-javamaniry Physenaceae, ao amin' ny filaharana Caryophyllales. Ahitana karazana kirihitra na hazobotry roa tsy fahita firy afa-tsy eto Madagasikara.

Indeto ny karazana ao amin' ny Physena:

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]