Philmont Scout Ranch

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

Philmont Scout Ranch dia saha any Cimarron, New Mexico. Philmont dia tobin'ny tanora Skoty an-tendrombohitra izay afaka andehanana mandritry ny 7-12 andro.