Philippe (Belzika)
Fiseho


Philippe (neerlandey: Filip); teraka ny 15 Aprily 1960, tao amin'ny Lapam-panjakan'i Belvédère any Bruxelles) no Mpanjakan'ny
Belzika ary noho izany dia filohan'ny Fanjakan'i Belzika nanomboka ny 21 Jolay 2013.
Mpikambana ao amin'ny Tranon'i Saxe-Coburg sy Gotha izy ary zanaka lahimatoan'ny Mpanjaka Albert II teo alohany, sy ny vadiny, Mpanjakavavy Paola.
Mpanjakan'ny Belzika
[hanova | hanova ny fango]| nodimbiasany | mpandimby | |
|---|---|---|
| Albert II 1993-2013 | Philippe (Belzika) 2013- | - |