Philipp IV (Espaina)
Fiseho
| Philip IV (Espaina) | |||
| Ankapobeny | |||
| Anarana | Philip IV (Espaina) | ||
| Teraka | 8 Aprily 1605 | ||
| Toerana | Valladolid | ||
| Maty | 17 Septambra 1665 | ||
| Fiaviana sy ny andraikitra | |||
| Firenena | |||
| Asa : | Tsy fantatra | ||
| Fiainana manokana | |||
Philip IV (espaniola: Felipe IV; teraka ny 8 Aprily 1605, tao amin'ny Lapam-panjakan'i Valladolid, Valladolid; maty ny 17 Septambra 1665, tao amin'ny Alcázar Mpanjakan'i Madrid) dia mpanjaka espaniola avy amin'ny fianakavian'i Habsburg (Casa de Austria).
Nanomboka tamin'ny 1621 ka hatramin'ny 1665, dia nitondra ny tanin'ny Satroboninahitra Espaniola (Espaina, Naples, Sicily, Sardinia, ary Holandy Espaniola) niaraka tamin'ireo fananan'izy ireo. Hatramin'ny 1640, amin'ny maha Philip III azy, dia izy no mpanjaka Habsburg farany tao
Portogaly.
Mpanjakan'i Portogaly
[hanova | hanova ny fango]| nodimbiasany | mpandimby | |
|---|---|---|
| Philipp III (Espaina) 1598-1621 | Philipp IV (Espaina) 1621-1640 | Joao IV 1640-1656 |
Mpanjakan'i Espaina
[hanova | hanova ny fango]| nodimbiasany | mpandimby | |
|---|---|---|
| Philipp III (Espaina) 1598-1621 | Philipp IV (Espaina) 1621-1665 | Carlos II 1665-1700 |
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Philipp IV (Espaina) |