Philipp III (Espaina)
| Philip II an'i Espaina | ||
| Ankapobeny | ||
| Anarana | Philip II an'i Espaina | |
| Teraka | 21 Mey 1527 | |
| Toerana | - | |
| Maty | 13 Septambra 1598 | |
| Fiaviana sy ny andraikitra | ||
| Firenena | ||
| Asa : | Tsy fantatra | |
| Fiainana manokana | ||
Philip III –espaniola: Felipe III – (teraka ny 14 Aprily 1578 tao Madrid; maty ny 31 Martsa 1621 tao Madrid) dia mpanjaka avy amin'ny sampana Espaniola ao amin'ny Trano Habsburg (Casa de Austria).
Nanomboka tamin'ny 1598 ka hatramin'ny 1621, dia nanjaka tamin'ny anarana hoe Felipe III, Mpanjakan'i
Espaina sy ny empira mifandraika amin'izany izy; tamin'ny anarana hoe Filippo II, Mpanjakan'i Sisila sy Naples; tamin'ny anarana hoe Filippo II, Mpanjakan'i
Portogaly; ary tamin'ny anarana hoe Filippo II, Mpanjakan'i Sardinia.
Ny Fahazazany
[hanova | hanova ny fango]Teraka ho zanakalahy fahadimy an'i Philip II an'i Espaina sy ny vadiny fahefatra, Anne avy any Aotrisy i Philip III. Sady raibeny avy amin'ny rainy no raibeny avy amin'ny reniny ny Emperora Carlos V, emperora rômana masina.
Mpanjakan'i Portogaly
[hanova | hanova ny fango]| nodimbiasany | mpandimby | |
|---|---|---|
| Philip II an'i Espaina 1581-1598 | Philipp III (Espaina) 1598-1621 | Philipp IV (Espaina) 1621- |
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Philipp III (Espaina) |