Hankany amin'ny vontoatiny

Petunia

Avy amin'i Wikipedia
Petunia axillaris

Ny Petunia dia vondron-karazana zavamaniry mamony, ahitra, ao amin' ny fianakaviana Solanaceae ao amin' ny filaharana Solanales avy any Amerika Atsimo, maniry isan-taona na mihatra ny roa tana ny karazana ao aminy izay miisa 20 eo ho eo. Tafiditra ao anatiny ny karazana isan-taona sy mihoatra ny roa taona, izay ambolena betsaka ho haingo noho ny voniny miendrika trompetra, matetika miloko marevaka sy be dia be. Be mpitia ny Petunia noho ny fitomboany haingana, ny vanim-potoana lava mampamony azy, ary ny fahafahany maniry amin' ny nofon-tany isan-karazany tsy ihandronan-drano sy mahazo masoandro tsara. Maro ny safiotra novolavolain' ny mpikarakara zaridaina, indrindra avy amin' ny Petunia axillaris sy ny Petunia integrifolia, ka miteraka enderika isan-karazany sy loko isan-karazany.

Lisitry ny karazana

[hanova | hanova ny fango]
Petunia exserta

Inty ny lisitry ny karazana ao amin' ny Petunia araka ny GRIN:

  • Petunia alpicola L.B.Sm.& Downs
  • Petunia altiplana T.Ando & Hashim.
  • Petunia axillaris (Lam.) Britton et al.
  • Petunia bajeensis T.Ando & Hashim.
  • Petunia bonjardinensis T.Ando & Hashim.
  • Petunia exserta Stehmann
  • Petunia guarapuavensis T.Ando & Hashim.
  • Petunia helianthemoides Sendtn.
  • Petunia humifusa Dunal
  • Petunia integrifolia (Hook.) Schinz & Thell.
    • Petunia integrifolia var. depauperata (R.E.Fr.) L.B.Sm.& Downs
    • Petunia integrifolia var. integrifolia
  • Petunia interior T.Ando & Hashim.
  • Petunia ledifolia Sendtn.
  • Petunia littoralis L.B.Sm.& Downs
  • Petunia mantiqueirensis T.Ando & Hashim.
  • Petunia occidentalis R.E.Fr.
  • Petunia patagonica (Speg.) Millán
  • Petunia pubescens (Spreng.) R.E.Fr.
  • Petunia reitzii L.B.Sm.& Downs
  • Petunia riograndensis T.Ando & Hashim.
  • Petunia saxicola L.B.Sm.& Downs
  • Petunia scheideana L.B.Sm.& Downs
  • Petunia surfinia
  • Petunia variabilis R.E.Fr.
  • Petunia villadiana Bárcena ex Hemsl.

Anisan' ny safiotra ao ireo tanisaina manaraka ireto:

  • Petunia × hybrida hort.ex E.Vilm. (Petunia axillaris × Petunia integrifolia)
  • Petunia × atkinsiana

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Vondron-karazana akaiky ny Petunia (ao amin' ny zana-pianakaviana Petunioideae):

  • Calibrachoa
  • Nierembergia
  • Browallia
  • Salpiglossis