Hankany amin'ny vontoatiny

Petteri Orpo

Avy amin'i Wikipedia
Petteri Orpo

Antti Petteri Orpo (teraka ny 3 Novambra 1969 tao Köyliö) dia mpanao politika finlandey. Izy no mpitarika ny Antoko Fiaraha-miasa Nasionaly (KOK) ary Praiminisitra tao amin'ny Repoblikan'i Finlandy nanomboka ny 20 Jona 2023. Nanomboka ny taona 2016 ka hatramin'ny 2019, dia niasa ho Minisitry ny Fitantanam-bola tao amin'ny kabinetran'ny Praiminisitra Juha Sipilä izy, ary ho lefiny nanomboka ny volana Jona 2017. Nanomboka ny fifidianana parlemantera finlandey tamin'ny taona 2019 ka hatramin'ny volana Jona 2023, dia niasa ho Mpitarika ny Mpanohitra izy.

Nianatra siansa politika tao amin'ny Oniversiten'i Turku i Orpo.


Praiministra Finlandy

[hanova | hanova ny fango]
nodimbiasany Praiminisitra Finlandy mpandimby
Sanna Marin
2019-2023
Petteri Orpo
2023-
-