Aller au contenu

Persily

Avy amin'i Wikipedia
Tahon persily

Ny persily dia karazana zavamaniry mamony ao amin' ny fianakaviana Apiaceae (na Umbelliferae) izay teratany any amin' ny faritra afovoany sy atsinanan' i Mediteranea fa nampidirina any an-toeran-kafa any Eorôpa, ary ambolena betsaka hatao anana. Petroselinum crispum ny anarany ara-tsiansa. Ny persily dia matetika ampiasaina amin' ny fandrahoan-tsakafo (ny raviny mizarazara be sy ny fakany). Zavamaniry fanafody koa izy io.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]