Hankany amin'ny vontoatiny

Pentekôtisman' ny fahamasinana

Avy amin'i Wikipedia
Ny fifohazam-panahy tao Azusa Street ao amin' ny Misionan' ny Filazantsara Apôstôlika

Ny pentekôtisman' ny fahamasinana no sampana voalohan' ny pentekôtisma, izay miavaka amin' ny fampianarany ny amin' ny asa telon' ny fahasoavana: ny fahateraham-baovao (asa voalohan' ny fahasoavana) sy ny fahamasinana manontolo (asa faharoan' ny fahasoavana) ary ny batisan' ny Fanahy Masina izay asehon' ny fitenenana amin' ny fiteny tsy fantatra (asa fahatelon' ny fahasoavana). Ny teny hoe "fahamasinana" dia manondro manokana ny finoana ny fanamasinana manontolo ho toy ny asan' ny fahasoavana eo noho eo, voafaritra mazava tsara, izay manadio ny fahotana tamin' ny fototra ary manamasina ny mpino, miaraka amin’ ny fo manjary lavorary amin’ ny fitiavana.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]