Hankany amin'ny vontoatiny

Pentaphylacaceae

Avy amin'i Wikipedia
Ternstroemia gymnanthera

Ny Pentaphylacaceae dia fianakavian-javamaniry mamony sy roa ravin-tsimoka ao anatin' ny Ericales. Ao amin' ny fanasokajiana APG III tamin' ny taona 2009, dia ahitana ny fianakaviana Ternstroemiaceae teo aloha.

Vondron-karazana

[hanova | hanova ny fango]

Tamin' ny taona 2014, ny Angiosperm Phylogeny Website dia nahitana vondron-karazana 14 ao amin' ny fianakaviana Pentaphylacaceae. Ny Plants of the World Online amin' izao fotoana izao dia mitanisa karazana 12:

  • Adinandra Jack
  • Anneslea Wall.
  • Archboldiodendron Kobuski
  • Balthasaria Verdc.
  • Cleyera Thunb.
  • Eurya Thunb.
  • Euryodendron Hung T.Chang
  • Freziera Sw. ex Willd.
  • Pentaphylax Gardner & Champ.
  • Symplococarpon Airy Shaw
  • Ternstroemia Mutis ex L.f.
  • Visnea L.f.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]