Pedro Castillo
Fiseho
| Pedro Castillo | |||
| Ankapobeny | |||
| Anarana | Pedro Castillo | ||
| Teraka | 19 Oktobra 1969 | ||
| Toerana | - | ||
| Fiaviana sy ny andraikitra | |||
| Firenena | |||
| Asa : | |||
| Fiainana manokana | |||
José Pedro Castillo Terrones (teraka ny 19 Oktobra 1969, tao Puña, Distrikan'i Tacabamba, Faritra Cajamarca) dia mpanao politika sy mpampianatra
Peroviana.
Nanomboka ny Jolay 2021 ka hatramin'ny Desambra 2022, dia niasa ho Filoha faha-64 tao
Però izy.
Talohan'izay, niasa ho mpampianatra sy mpitarika ny mpiasa izy. Hatramin'ny faran'ny Jona 2022, dia mpikambana tao amin'ny antoko elatra havia Perú Libre izy. Nanomboka ny Desambra 2022, dia nogadraina izy ary voampanga tamin'ny Janoary 2024 ho nanandrana hanongam-panjakana. Tamin'ny Novambra 2025, dia voasazy higadra iraika ambin'ny folo taona sy tapany izy.
Filohan'i Pero
[hanova | hanova ny fango]| nodimbiasany | mpandimby | ||
|---|---|---|---|
| ?? | Pedro Castillo 2021-2022 | Dina Boluarte 2022-2025 | |
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Pedro Castillo |