Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy. Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.
Ny Football Club ny Paris Saint-Germain (Paris SG na PSG) dia club-na baolinafrantsay noforonina tamin'ny 1904, ary Stade Saint-Germain ny anarany tamin'io fotoana io. I Antoine Kombouaré no mpitarika an'io club io hatramin'ny 1 Jiona2009. Any amin'ny Ligue 1 ny Paris Saint-Germain FC no milalao.