Hankany amin'ny vontoatiny

Paradisaeidae

Avy amin'i Wikipedia
Vorom-paradisa

Ny Paradisaeidae dia fianakaviam-borona ao amin' ny filaharana Passeriformes. Ny ankamaroan' ny karazana dia hita any amin' ny tapany atsinanan' i Indônezia sy any Papoazia-Ginea-Vaovao ary any amin' ny tapany atsinanan' i Aostralia. Manana karazany 44 mitsinjara amin' ny vondron-karazana 17 ity fianakaviana ity. Atao hoe "vorom-paradisa" izy ireo (anglisy: "bird-of-paradise"; frantsay: "paradisiers" na "oiseaux de paradis"). Ny Terpsiphone mutata dia atao hoe "vorom-paradisa malagasy" nefa tsy anisan' ny fianakaviana Paradisaeidae fa ao amin' ny Monarchidae.

Lisitry ny vondron-karazana

[hanova | hanova ny fango]
Paradisaea minor

Inty ny lisitry ny vondron-karazana araka ny fanakilasian' ny International Ornithological Congress (versiona 14.2, 2024):

D'après la classification de référence du Congrès ornithologique international (version 14.2, 2024) :

  • Astrapia Vieillot, 1816 (5 karazana)
  • Cicinnurus Vieillot, 1816 (1 karazana)
  • Diphyllodes Lesson, R, 1834 (2 karazana)
  • Drepanornis Sclater, PL, 1873 (2 karazana)
  • Epimachus Cuvier, 1816 (2 karazana)
  • Lophorina Vieillot, 1816 (3 karazana)
  • Lycocorax Bonaparte, 1853 (2 karazana)
  • Manucodia Boddaert, 1783 (5 karazana)
  • Paradigalla Lesson, R, 1835 (2 karazana)
  • Paradisaea Linnaeus, 1758 (6 karazana)
  • Paradisornis Linnaeus, 1758 (1 karazana)
  • Parotia Vieillot, 1816 (6 karazana)
  • Phonygammus Lesson, R & Garnot, 1826 (1 karazana)
  • Pteridophora Meyer, AB, 1894 (1 karazana)
  • Ptiloris Swainson, 1825 (4 karazana)
  • Seleucidis Lesson, R, 1834 (1 karazana)
  • Semioptera Gray, GR, 1859 (1 karazana)

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]