Hankany amin'ny vontoatiny

Papangohazo

Avy amin'i Wikipedia
Ankizy mihazona papangohazo

Ny papangohazo, na sarimpapango na papango fotsiny, dia kilalao mitapelaka sy maivana vita amin' ny taratasy henjana na baoritra maivana sady manify na lamba na selôfanina, matetika mitarehim-papango mivelatra elatra na amin' ny endrika hafa, ary alefa hoentin' ny rivotra mba hanidina any ambony nefa asiana kofehy tokana na maro mba hitanana azy tsy ho lasan' ny rivotra sy hahafahana mamilivily sy mampihetsika azy.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]