Paoly II (papa)
Fiseho


I Paoly II (teraka ny 23 Febroary 1417 tao Venezia, Repoblikan'i Venise; †maty ny 26 Jolay 1471 tao Roma), Pietro Barbo no anarany tany am-boalohany, no Papa tao amin'ny Fiangonana Katolika Romana nanomboka ny 30 Aogositra 1464 ka hatramin'ny nahafatesany tamin'ny 1471.
Papa faha-211
[hanova | hanova ny fango]| nodimbiasany | mpandimby | |
|---|---|---|
| Pio II 1458-1464 | Paoly II 1464 -1471 | Siksto IV 1471-1484 |
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Paulus II |