Pancas
Fiseho
19°13′30″S 40°51′05″W / 19.225000°S 40.851390°W
Pancas
| |||
| Velarantany | 837,8 km2 | ||
| Haavo | |||
| Isan'ny mponina | 18,893 | ||
| Ben'ny tanàna | |||
| Firenena | |||
| Fanjakana | |||
| Faritany | Espírito Santo | ||
| Faritra | |||
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | |||

Pancas dia tanàna ao amin'ny Fanjakana federaly tenan'i Espírito Santo ao amin'ny Brazila.
Jeografia
[hanova | hanova ny fango]Ny isam-ponina dia 18.893 mponina.
Avy any Pomerania any Alemaina ny ankamaroany ary nifindra monina tamin'ny 1872. Amin'izao fotoana izao, ny Pancas dia mbola tanàna miteny roa misy mponina Pomeranianina 80%. Mampianatra amin'ny fiteny roa ny sekoly.
Lavitra mankany an-drenivohitra (Vitória): 198 km