Aller au contenu

Palmeiras

Avy amin'i Wikipedia
Stade de Palmeiras

Palmeiras São Paulo, na Palmeiras tsotra, dia klioba baolina kitra avy any  São Paulo ary iray amin'ireo klioba lehibe indrindra sy mahazatra indrindra amin'ny baolina kitra breziliana.

Maitso sy fotsy ny lokon'ny klioba an'ireo tompondaka firaketana.

Ny zava-bita

[hanova | hanova ny fango]
  • Tompondakan'i Brezila 12 ×
  • Nandresy ny amboara Breziliana: 1998, 2012, 2015, 2020
  • Tompondakan'i São Paulo: (25 [+2 tsy ofisialy]) 1920, 1926, 1927, 1928 (fanampiny), 1932, 1933, 1934, 1936, 1938 (fanampiny), 1940, 1942, 1954, 1954, 1954 1963, 1966, 1972, 1974, 1976, 1993, 1994, 1996, 2008, 2020, 2022, 2023, 2024
  • Copa Libertadores: 1999, 2020, 2021

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]