Paliurus
Fiseho

Ny Paliurus dia vondron-karazan-javamaniry mamony, ao amin' ny fianakaviana Rhamnaceae. Ny karazany valo dia teratany any amin' ny faritra mafana sy maina any Eorazia sy any Afrika Avaratra any Marôka sy Espaina atsinanana ka hatrany Japôna sy Taiwan.
Karazana
[hanova | hanova ny fango]- Paliurus hemsleyanus Rehder ex Schirarend & Olabi (Sina atsimo)
- Paliurus orientalis (Franch.) Hemsl. (Sina afovoany)
- Paliurus ramosissimus (Lour.) Poir. (Azia Atsinanana)
- Paliurus spina-christi Mill.