Hankany amin'ny vontoatiny

Paleobiology Database

Avy amin'i Wikipedia
Sary sy soratra famantarana ny Paleobiology Database

Ny Paleobiology Database (PBDB na indraindray TPDB) dia angon-drakitra an-tambajotra manome fampahalalana taksinômika sy paleôntôlôjika momba ny fôsilim-biby sy fôsilin-javamaniry. Izy io dia vokatry ny fiaraha-miasa iraisam-pirenena, iraisan' ny taranjam-pikarohana maro samihafa sady ampiantranoin' ny University of Wisconsin-Madison any Etazonia, izay tohanan' ny fandaharan' asa avy amin' ny National Science Foundation any Etazonia ihany koa.