Hankany amin'ny vontoatiny

Paladiôma

Avy amin'i Wikipedia
Paladiôma

Ny paladiôma dia singa simika aseho amin' ny eva Pd sy manana laharana atômika 46. Anisan' ny vondron' ny platinina izy io. Ny paladiôma vatana tsotra, izay platinôida maivana sy tsy fahita firy, dia heverina ho metaly hamatra izay ilaina amin' ny fampiharana momba ny metaly sarobidy.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]