Ostrava
Fiseho
49°50′N 18°18′E / 49.833°N 18.300°E
Ostrava
| |||
| Velarantany | 214,23 km2 | ||
| Isan'ny mponina | 283,187 | ||
| Tanàn-dehibe | |||
| Ben'ny tanàna | |||
| Firenena | |||
| Fanjakana | |||
| Faritany | |||
| Faritra | |||
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | Ostrava | ||
I Ostrava (poloney: Ostrawa ;alemà: Ostrau) dia tanàna iray any avaratra-atsinanan'ny Repoblika Tseka ary renivohitry ny Faritra Moravia-Silesia. Misy mponina 283 000 eo ho eo. Any amin’ny 15 km miala ny sisin-tany amin’i Polonina no misy azy, eo amin’ny fihaonan’ny renirano efatra: Oder, Opava, Ostravice ary Lučina. Ostrava no tanàna fahatelo lehibe indrindra ao amin'ny Repoblika
Tsekia
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Ostrava |