Hankany amin'ny vontoatiny

Orobanchaceae

Avy amin'i Wikipedia
Orobanche amethystea

Ny Orobanchaceae dia fianakavian-javamaniry mamony, roa ravin-tsimoka, ao amin' ny filaharana Lamiales. Tafiditra ao anatin' izany ny zavamaniry katsentsitry ny zavamanniry hafa manokana. Zavamaniry ahitra izy ireo, misy raviny tsotra, mifandimby, mety ho katsentsitra na tsia, hita any amin' ny faritra manana toetany antonony ka hatrany amin' ny faritra mafana, indrindra any amin' ny ila-bolantany avaratra.

Lisitry ny vondron-karazana

[hanova | hanova ny fango]

Inty ny lisitry ny vondron-karazana ao amin' ny araka ny Angiosperm Phylogeny Website (7 Jolay 2010) :

  • Aeginetia
  • Agalinis
  • Asepalum
  • Aureolaria
  • Bartsia
  • Boschniakia
  • Buchnera
  • Bungea
  • Buttonia
  • Castilleja
  • Centranthera
  • Christisonia
  • Cistanche
  • Clevelandia
  • Conopholis
  • Cordylanthus
  • Cyclocheilon
  • Cycnium
  • Cymbaria
  • Epifagus
  • Escobedia
  • Esterhazya
  • Euphrasia
  • Gentrya
  • Gerardiina
  • Gleadovia
  • Graderia
  • Harveya
  • Hyobanche
  • Kopsiopsis
  • Lamourouxia
  • Lathraea
  • Leptorhabdos
  • Macranthera
  • Mannagettaea
  • Melampyrum
  • Melasma
  • Micrargeria
  • Monochasma
  • Necranthus
  • Nesogenes
  • Nothochilus
  • Odontites
  • Omphalotrix
  • Ophiocephalus
  • Orobanche
  • Orthocarpus
  • Parentucellia
  • Pedicularis
  • Phacellanthus
  • Phelypaea
  • Phtheirospermum
  • Physocalyx
  • Platypholis
  • Radamaea
  • Rhamphicarpa
  • Rhaphispermum
  • Rhinanthus
  • Schwalbea
  • Seymeria
  • Silviella
  • Siphonostegia
  • Sopubia
  • Striga
  • Tetraspidium
  • Tienmuia
  • Tozzia
  • Xylanche
  • Xylocalyx