Ornichia
Fiseho
Ny Ornichia dia antokon-javamaniry ao amin' ny fianakaviana Gentianaceae, foko Exaceae. Tsy fahita raha tsy eto Madagasikara ity antoko ity.
Lisitry ny karazana
[hanova | hanova ny fango]Ny antoko Ornichia dia manana karazana miisa telo:
- Ornichia lancifolia (Baker) Klack.
- Ornichia madagascariensis (Baker) Klack.
- Ornichia trinervis (Desr.) Klack.