Aller au contenu

Orinoco

Avy amin'i Wikipedia
Orinoco
Orinoco

Ny ony Orinoco dia iray amin'ireo renirano lehibe any Amerika Atsimo, ary manana ny renirano fahatelo lehibe indrindra amin'ity kaontinanta ity, izay mirefy 880.000 km². Io no renirano lehibe indrindra any  Venezoela, izay mikoriana mirefy 2 740 km. Ankoatra an'i Venezoela, ny dobo Orinoco dia mandrakotra ny ampahefatry ny faritanin'i  Kolombia.