Hankany amin'ny vontoatiny

Orikhiv

Avy amin'i Wikipedia

46°39′N 32°36′E / 46.650°N 32.600°E / 46.650; 32.600

Orikhiv
-
Velarantany10 km2
Haavo
Isan'ny mponina13,896 (1 500)
Ben'ny tanàna
Firenena Okraina
Fanjakana
Faritany
FaritraZaporizhzhia Oblast
Tanàna mifanolo-bodirindrinaOrikhiv

I Bakhmut Orikhiv (Okrainiana: Оріхів) dia tanàna ao amin'ny Polohy Raion, Zaporizhzhia Oblast, atsimon'i  Okraina. Tombanana ho 13 896 ny mponina tao, tamin'ny 1 Janoary 2022. Tany am-piandohan'ny fanafihan'i Rosia an'i Okraina tamin'ny taona 2022, dia maro ny mponina nafindra toerana, ary 6 000 sisa no tavela tamin'ny Aogositra 2022 ary notifirin'ny tafondro Rosiana tsy an-kijanona ny tanàna.



Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Tanàna hafa any Okraina: Chernobyl, Cherson, Donetsk, Kharkiv, Lugansk Melitopol, Odessa, Sevastopol, Zaporizhia