Hankany amin'ny vontoatiny

Orchidales

Avy amin'i Wikipedia
Antokon-javamaniry ao amin' ny filaharana Orchidales, ao amin' ny fianakaviana Orchidaceae: Phalaenopsis, Ophrys, Paphiopedilum, Maxillaria.

Ny Orchidales dia filaharan-javamaniry tokan-dravin-tsimoka mamony, izay hita ao amin' ny fanasokajiana klasika fa tsy misy ao amin' ny fanasokajiana filôjenetika ankehitriny.

Fanasokajiana

[hanova | hanova ny fango]

Fanasokajiana klasikan' i Cronquist

[hanova | hanova ny fango]

Ao amin' ny fanasokajiana klasikan' i Cronquist (1981) dia misy fianakaviana 4 ny Orchidales:

Fanasokajiana filôjenetika

[hanova | hanova ny fango]

Nanomboka teo amin' ny fanasokajiana filôjenetika APG II (2003) ka hatramin' ny fanasokajiana filôjenetika APG IV (2016) dia tsy misy io filaharana io. Ny Burmanniaceae dia tafiditra ao amin' ny Thismiaceae ary ny Geosiridaceae ao amin' ny Iridaceae izay samy ao amin' ny filaharana Asparagales. Ao amin' ity filaharana ity koa ny Orchidaceae. Ny Corsiaceae dia ao amin' ny flaharana Liliales.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]