Hankany amin'ny vontoatiny

Ophioglossidae

Avy amin'i Wikipedia
Psilotum nudum

Ny Ophioglossidae na Psilophyta dia zana-kilasin' ny zavamaniry misy lalan-dranon-kazo (Tracheophyta) mônilôfita izay ahitana ny psilôta (filaharana Psilotales) sy ny ampanga ao amin' ny filaharana Ophioglossales izay samy manana spôra. Amin' ny fanasokajiana sasany, ity vondrona ity dia mety ho ny kilasy Psilotopsida.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]