Hankany amin'ny vontoatiny

Ophioglossaceae

Avy amin'i Wikipedia
Ophioglossum vulgatum

Ny Ophioglossaceae, izay solontena tokana ao amin' ny filaharana Ophioglossales, dia fianakaviana ao amin' ny ampanga, izay manana anarana midika ara-bakiteny hoe "lelam-bibilava", noho ny raviny miendrika loham-bibilava. Manana taranja (na rizôma) fohy sy be nofo, mamokatra isan-taona ravina misy tangozany maromaro mifampifono, sy fakany mitovy ny isa, ny Ophioglossaceae. Misy felany tsotra na mizarazara isan-karazany ary misy ampahany mamoa misy kitapo (spôranjy) voarindra an-daharana roa mifandimby manaraka ny tohin-tangozan-dravina ny raviny.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]