Aller au contenu

Ombivavy be ronono

Avy amin'i Wikipedia
Ombivavy Prim'Holstein, karazana ombivavy be ronono mamokatra be indrindra.

Ny ombivavy be ronono dia omby ompiana mba hamokatra ronono hohanin' ny olona. Ny ombivavy be ronono dia miteraka zanak' omby sy ombivavy tanora ho fanavaozana ny andian' omby sy hahazoana hena.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]