Oliver & Company
Aller à la navigation
Aller à la recherche
|
Oliver & Company (Malagasy: Oliver sy Compagnie) dia horonantsary amin'ny sarimihetsika amerikana notontosain'i nataon'i Walt Disney Feature Animation, ary nivoaka tamin'ny 18 novambra 1988. Ireo olona nampindrana ny feony ho an'io sarimiaina io dia i Joey Lawrence, Billy Joel, Natalie Gregory, Dom DeLuise, Cheech Marin, ary i Bette Midler.