Olav V
Fiseho

I Olav V (teraka tamin'ny 2 Jolay 1903 tao amin'ny Sandringham House, Norfolk, Angletera) dia mpanjakan' i Nôrvezy nanomboka tamin' ny 21 Septambra 1957 mandra-pahafatiny tamin' ny taona 17 Janoary 1991. Avy amin' ny Tranon' i Oldenburg izy. Ny anarany dia Alexander Edward Christian Frederik af Glücksborg. Teraka tamn' ny 2 Jolay 1903 tao Sandringham (any amin' ny Fanjakana Mitambatra) izy ary maty tamin' ny 17 Janoary 1991 tao Oslo any Nôrvezy. Nandimby an' i Gustaf V izy ary nodibiasan' i Harald V.
Mpajakan'i Norvezy
[hanova | hanova ny fango]- Haakon VII (1905-1957)
- Olav V (1957-1991)
- Harald V. (1991-)